# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fanoritsoritany ny "andro farany" izay hianaran'ny vahoaka ny lalàn'i Yaveh sy ny hankatòavan'izy ireo izany i Mika. # ambanin'ny voalobony sy ambanin'ny hazon'aviaviny Io dia sarin-tenin'ny olona miaina amim-piadanana. # ny vavan'i Yaveh Tompon'ny maro no efa niteny DH: satria Yaveh tompon'ny maro no efa niteny" # handeha ...amin'ny anaran'i Io andian-teny io dia midika fiderana sy fankatòavana