plt_tn/mic/04/04.md

16 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fanoritsoritany ny "andro farany" izay hianaran'ny vahoaka ny lalàn'i Yaveh sy ny hankatòavan'izy ireo izany i Mika.
# ambanin'ny voalobony sy ambanin'ny hazon'aviaviny
Io dia sarin-tenin'ny olona miaina amim-piadanana.
# ny vavan'i Yaveh Tompon'ny maro no efa niteny
DH: satria Yaveh tompon'ny maro no efa niteny"
# handeha ...amin'ny anaran'i
Io andian-teny io dia midika fiderana sy fankatòavana