plt_tn/mic/01/06.md

471 B

Hanao ...Aho

Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.

Ho voatorotoro ... ho may avokoa ireo fanomezany

"hotorotoroiko ...hodorako"

Hanosika ireo orim-batony

Eto, ny "-ny" dia manondro ny tanànan'i Samaria.

Satria avy amin'ireo fanomezana ho an'ny fijangajangany no nanangonany ireny, ary tamin'ny saran'ny fivarotan-tena no hiverenan'ireny

Matetika ny fanompoan-tsampy dia arahina firaha-mandry amin'ny mpivarotena any amin'ny tempolin'ny fanompoan-tsampy.