plt_tn/mic/01/06.md

16 lines
471 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Hanao ...Aho
Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
# Ho voatorotoro ... ho may avokoa ireo fanomezany
"hotorotoroiko ...hodorako"
# Hanosika ireo orim-batony
Eto, ny "-ny" dia manondro ny tanànan'i Samaria.
# Satria avy amin'ireo fanomezana ho an'ny fijangajangany no nanangonany ireny, ary tamin'ny saran'ny fivarotan-tena no hiverenan'ireny
Matetika ny fanompoan-tsampy dia arahina firaha-mandry amin'ny mpivarotena any amin'ny tempolin'ny fanompoan-tsampy.