# Hanao ...Aho Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh. # Ho voatorotoro ... ho may avokoa ireo fanomezany "hotorotoroiko ...hodorako" # Hanosika ireo orim-batony Eto, ny "-ny" dia manondro ny tanĂ nan'i Samaria. # Satria avy amin'ireo fanomezana ho an'ny fijangajangany no nanangonany ireny, ary tamin'ny saran'ny fivarotan-tena no hiverenan'ireny Matetika ny fanompoan-tsampy dia arahina firaha-mandry amin'ny mpivarotena any amin'ny tempolin'ny fanompoan-tsampy.