plt_tn/mic/01/01.md

507 B

tenin'i Yaveh izay tonga

"ny teny izay notenenin'i Yaveh Andriamanitra"

Yaveh

Io dia anarana izay nampafantariny ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha.

Morastita

Io dia midika fa avy any Morasteta izay tanàna any Joda izy.

tamin'ny andron'i Jotama, Ahaza, sy Hezekia, ireo mpanjakan'ny Joda

"fony i Jotama, Ahaza, ary Hezekia no mpanjakan'i Joda"

ny teny izay hitany nahakasika an'i Samaria sy Jerosalema

DH: "Ny fahitana izay hitany mahakasika ny vahoakan'i Semaria sy Jerosalema"