plt_tn/mic/01/01.md

20 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tenin'i Yaveh izay tonga
"ny teny izay notenenin'i Yaveh Andriamanitra"
# Yaveh
Io dia anarana izay nampafantariny ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha.
# Morastita
Io dia midika fa avy any Morasteta izay tanàna any Joda izy.
# tamin'ny andron'i Jotama, Ahaza, sy Hezekia, ireo mpanjakan'ny Joda
"fony i Jotama, Ahaza, ary Hezekia no mpanjakan'i Joda"
# ny teny izay hitany nahakasika an'i Samaria sy Jerosalema
DH: "Ny fahitana izay hitany mahakasika ny vahoakan'i Semaria sy Jerosalema"