# tenin'i Yaveh izay tonga "ny teny izay notenenin'i Yaveh Andriamanitra" # Yaveh Io dia anarana izay nampafantariny ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. # Morastita Io dia midika fa avy any Morasteta izay tanĂ na any Joda izy. # tamin'ny andron'i Jotama, Ahaza, sy Hezekia, ireo mpanjakan'ny Joda "fony i Jotama, Ahaza, ary Hezekia no mpanjakan'i Joda" # ny teny izay hitany nahakasika an'i Samaria sy Jerosalema DH: "Ny fahitana izay hitany mahakasika ny vahoakan'i Semaria sy Jerosalema"