plt_tn/mat/27/62.md

1.0 KiB

ny Fanomanana

Io no andro hanomanan'ny olona ny zavatra rehetra ho an'ny Sabata.

niara-niangona tamin'i Pilato

"nihaona tamin'i Pilato"

tamin'ny mbola velona iny mpamitaka iny

"tamin'ny mbola velona i Jesosy, ilay mpamitaka"

hoy Izy hoe: 'Aorian'ny telo andro, dia hitsangana indray Aho.'

Io dia farango sosona anaty farango sosona. DH: "nilaza Izy fa afaka telo andro dia hitsangana indray"

mandidia mba ho ambenana ny fasana

Azo atao hoe DH: "didio ireo miaramilanao mba hiambina ny fasana"

hangalatra Azy

"hangalatra ny fatiny"

hiteny amin'ny olona hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy'

Farango sosona anaty farango sosona io. Azo adika hoe DH: "hilaza amin'ny olona fa nitsangana tamin'ny maty Izy"

ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin'ny voalohany ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin'ny voalohany

Azo adika mazava tsara ny hevitra efa voaray eto. DH: "raha mamitaka ny olona amin'ny filazana izany izy ireo, dia ho ratsy lavitra noho ny fomba namitahany ny olona teo aloha tamin'ny nilazany fa izy no Kristy izany"