# ny Fanomanana Io no andro hanomanan'ny olona ny zavatra rehetra ho an'ny Sabata. # niara-niangona tamin'i Pilato "nihaona tamin'i Pilato" # tamin'ny mbola velona iny mpamitaka iny "tamin'ny mbola velona i Jesosy, ilay mpamitaka" # hoy Izy hoe: 'Aorian'ny telo andro, dia hitsangana indray Aho.' Io dia farango sosona anaty farango sosona. DH: "nilaza Izy fa afaka telo andro dia hitsangana indray" # mandidia mba ho ambenana ny fasana Azo atao hoe DH: "didio ireo miaramilanao mba hiambina ny fasana" # hangalatra Azy "hangalatra ny fatiny" # hiteny amin'ny olona hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy' Farango sosona anaty farango sosona io. Azo adika hoe DH: "hilaza amin'ny olona fa nitsangana tamin'ny maty Izy" # ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin'ny voalohany ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin'ny voalohany Azo adika mazava tsara ny hevitra efa voaray eto. DH: "raha mamitaka ny olona amin'ny filazana izany izy ireo, dia ho ratsy lavitra noho ny fomba namitahany ny olona teo aloha tamin'ny nilazany fa izy no Kristy izany"