plt_tn/mat/27/62.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ny Fanomanana
Io no andro hanomanan'ny olona ny zavatra rehetra ho an'ny Sabata.
# niara-niangona tamin'i Pilato
"nihaona tamin'i Pilato"
# tamin'ny mbola velona iny mpamitaka iny
"tamin'ny mbola velona i Jesosy, ilay mpamitaka"
# hoy Izy hoe: 'Aorian'ny telo andro, dia hitsangana indray Aho.'
Io dia farango sosona anaty farango sosona. DH: "nilaza Izy fa afaka telo andro dia hitsangana indray"
# mandidia mba ho ambenana ny fasana
Azo atao hoe DH: "didio ireo miaramilanao mba hiambina ny fasana"
# hangalatra Azy
"hangalatra ny fatiny"
# hiteny amin'ny olona hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy'
Farango sosona anaty farango sosona io. Azo adika hoe DH: "hilaza amin'ny olona fa nitsangana tamin'ny maty Izy"
# ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin'ny voalohany ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin'ny voalohany
Azo adika mazava tsara ny hevitra efa voaray eto. DH: "raha mamitaka ny olona amin'ny filazana izany izy ireo, dia ho ratsy lavitra noho ny fomba namitahany ny olona teo aloha tamin'ny nilazany fa izy no Kristy izany"