plt_tn/mat/27/54.md

16 lines
446 B
Markdown

# Ary
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.
# sy ireo izay nijery an'i Jesosy
"ary ireo miaramila hafa izay nitazana an'i Jesosy"
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mampiseho ny fifandraisany amin'Andriamanitra io.
# renin'ireo zanakalahin'i Zebedio
"ny renin'i Jakoba sy Jaona" na "ny vadin'i Zebedio"