# Ary Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao. # sy ireo izay nijery an'i Jesosy "ary ireo miaramila hafa izay nitazana an'i Jesosy" # Zanak'Andriamanitra Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mampiseho ny fifandraisany amin'Andriamanitra io. # renin'ireo zanakalahin'i Zebedio "ny renin'i Jakoba sy Jaona" na "ny vadin'i Zebedio"