plt_tn/mat/27/54.md

446 B

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.

sy ireo izay nijery an'i Jesosy

"ary ireo miaramila hafa izay nitazana an'i Jesosy"

Zanak'Andriamanitra

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mampiseho ny fifandraisany amin'Andriamanitra io.

renin'ireo zanakalahin'i Zebedio

"ny renin'i Jakoba sy Jaona" na "ny vadin'i Zebedio"