plt_tn/mat/27/43.md

16 lines
491 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Manohy manamavo an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy.
# Fa na Izy aza dia niteny hoe: 'Izaho no Zanak'Andriamanitra.'
Azo adika ho filazana tsy mivantana io. DH: "satria Jesosy nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra"
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mampiseho ny fifandraisany amin'Andriamanitra io.
# ireo jiolahy izay nofantsihina niaraka taminy
Azo atao hoe DH: "ireo jiolahy nomboan'ireo miaramila niaraka tamin'i Jesosy"