# Fampifandraisana ny foto-kevitra Manohy manamavo an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy. # Fa na Izy aza dia niteny hoe: 'Izaho no Zanak'Andriamanitra.' Azo adika ho filazana tsy mivantana io. DH: "satria Jesosy nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra" # Zanak'Andriamanitra Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mampiseho ny fifandraisany amin'Andriamanitra io. # ireo jiolahy izay nofantsihina niaraka taminy Azo atao hoe DH: "ireo jiolahy nomboan'ireo miaramila niaraka tamin'i Jesosy"