plt_tn/mat/27/43.md

491 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Manohy manamavo an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy.

Fa na Izy aza dia niteny hoe: 'Izaho no Zanak'Andriamanitra.'

Azo adika ho filazana tsy mivantana io. DH: "satria Jesosy nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra"

Zanak'Andriamanitra

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mampiseho ny fifandraisany amin'Andriamanitra io.

ireo jiolahy izay nofantsihina niaraka taminy

Azo atao hoe DH: "ireo jiolahy nomboan'ireo miaramila niaraka tamin'i Jesosy"