plt_tn/mat/27/41.md

482 B

Nanavotra ireo hafa Izy, fa tsy afaka manavotra ny tenany

Ireo mety ho dikany dia 1) tsy mino ireo mpitarika Jiosy fa nanavotra ny hafa na afaka manavotra ny tenany i Jesosy, na 2) mino izy ireo fa namonjy ny hafa Izy saingy miomehy Azy izy ireo satria tsy afaka manavotra ny tenany Izy.

Izy no mpanjakan'Israely

Miomehy an'i Jesosy ireo mpitarika. Antsoin'izy ieo hoe "Mpanjakan'Israely" Izy, fa tsy tena mino izy ireo fa mpanjaka Izy. DH: "Milaza Izy fa Mpanjakan'Israely"