# Nanavotra ireo hafa Izy, fa tsy afaka manavotra ny tenany Ireo mety ho dikany dia 1) tsy mino ireo mpitarika Jiosy fa nanavotra ny hafa na afaka manavotra ny tenany i Jesosy, na 2) mino izy ireo fa namonjy ny hafa Izy saingy miomehy Azy izy ireo satria tsy afaka manavotra ny tenany Izy. # Izy no mpanjakan'Israely Miomehy an'i Jesosy ireo mpitarika. Antsoin'izy ieo hoe "Mpanjakan'Israely" Izy, fa tsy tena mino izy ireo fa mpanjaka Izy. DH: "Milaza Izy fa Mpanjakan'Israely"