plt_tn/mat/27/41.md

8 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Nanavotra ireo hafa Izy, fa tsy afaka manavotra ny tenany
Ireo mety ho dikany dia 1) tsy mino ireo mpitarika Jiosy fa nanavotra ny hafa na afaka manavotra ny tenany i Jesosy, na 2) mino izy ireo fa namonjy ny hafa Izy saingy miomehy Azy izy ireo satria tsy afaka manavotra ny tenany Izy.
# Izy no mpanjakan'Israely
Miomehy an'i Jesosy ireo mpitarika. Antsoin'izy ieo hoe "Mpanjakan'Israely" Izy, fa tsy tena mino izy ireo fa mpanjaka Izy. DH: "Milaza Izy fa Mpanjakan'Israely"