plt_tn/mat/27/23.md

20 lines
376 B
Markdown

# nataony
"nataon'i Jesosy"
# izy ireo nihiaka mafy
"nihiaka mafy ireo vahoaka"
# nanasa ny tanany teo anoloan'ny vahoaka
Nanao izany i Pilato ho famantarana fa tsy tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'i Jesosy izy.
# ny rà
Eto ny "rà" dia ilazana ny fahafatesan'ny olona iray. DH: "ny fahafatesana"
# Fa asanareo izany
"Ianareo no tompon'andraikitra amin'izany"