# nataony "nataon'i Jesosy" # izy ireo nihiaka mafy "nihiaka mafy ireo vahoaka" # nanasa ny tanany teo anoloan'ny vahoaka Nanao izany i Pilato ho famantarana fa tsy tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'i Jesosy izy. # ny rà Eto ny "rà" dia ilazana ny fahafatesan'ny olona iray. DH: "ny fahafatesana" # Fa asanareo izany "Ianareo no tompon'andraikitra amin'izany"