plt_tn/mat/27/23.md

376 B

nataony

"nataon'i Jesosy"

izy ireo nihiaka mafy

"nihiaka mafy ireo vahoaka"

nanasa ny tanany teo anoloan'ny vahoaka

Nanao izany i Pilato ho famantarana fa tsy tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'i Jesosy izy.

ny rà

Eto ny "rà" dia ilazana ny fahafatesan'ny olona iray. DH: "ny fahafatesana"

Fa asanareo izany

"Ianareo no tompon'andraikitra amin'izany"