plt_tn/mat/27/17.md

28 lines
657 B
Markdown

# niara-niangona izy ireo
Azo atao hoe DH: "niara-niangona ireo vahoaka"
# Jesosy izay antsoina hoe Kristy
Azo adika hoe DH: "izay antsoin'ny olona sasany hoe Kristy"
# nanoloran'izy ireo an'i Jesosy taminy
"Nentin'ireo mpitarika Jiosy teo aminy i Jesosy." Nataon'izy ireo izany mba hitsaran'i Pilato Azy.
# Raha nipetraka ... izy
"Raha nipetraka ... i Pilato"
# nipetraka teo amin'ny seza fitsarana
"nipetraka teo amin'ny sezan'ny mpitsara." Eo no hipetrahan'ny mpitsara rehefa mandray fanapahan-kevitra.
# nandefa teny
Eto ny "teny" dia ilazana hafatra iray. DH: "nandefa hafatra"
# ory loatra aho androany
"nirohoroho saina be aho androany"