# niara-niangona izy ireo Azo atao hoe DH: "niara-niangona ireo vahoaka" # Jesosy izay antsoina hoe Kristy Azo adika hoe DH: "izay antsoin'ny olona sasany hoe Kristy" # nanoloran'izy ireo an'i Jesosy taminy "Nentin'ireo mpitarika Jiosy teo aminy i Jesosy." Nataon'izy ireo izany mba hitsaran'i Pilato Azy. # Raha nipetraka ... izy "Raha nipetraka ... i Pilato" # nipetraka teo amin'ny seza fitsarana "nipetraka teo amin'ny sezan'ny mpitsara." Eo no hipetrahan'ny mpitsara rehefa mandray fanapahan-kevitra. # nandefa teny Eto ny "teny" dia ilazana hafatra iray. DH: "nandefa hafatra" # ory loatra aho androany "nirohoroho saina be aho androany"