plt_tn/mat/27/17.md

657 B

niara-niangona izy ireo

Azo atao hoe DH: "niara-niangona ireo vahoaka"

Jesosy izay antsoina hoe Kristy

Azo adika hoe DH: "izay antsoin'ny olona sasany hoe Kristy"

nanoloran'izy ireo an'i Jesosy taminy

"Nentin'ireo mpitarika Jiosy teo aminy i Jesosy." Nataon'izy ireo izany mba hitsaran'i Pilato Azy.

Raha nipetraka ... izy

"Raha nipetraka ... i Pilato"

nipetraka teo amin'ny seza fitsarana

"nipetraka teo amin'ny sezan'ny mpitsara." Eo no hipetrahan'ny mpitsara rehefa mandray fanapahan-kevitra.

nandefa teny

Eto ny "teny" dia ilazana hafatra iray. DH: "nandefa hafatra"

ory loatra aho androany

"nirohoroho saina be aho androany"