plt_tn/mat/27/09.md

16 lines
576 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mamerina teny avy ao amin'ny Testamenta Taloha ny mpanoratra mba hampisehoana fa ny fomonaon-tenan'i Jodasy dia fahatanterahan'ny faminaniana.
# Ary dia tanteraka izay voalaza tamin'ny mpaminany Jeremia
Azo atao hoe DH: "izany no nanatanteraka izay nolazain'i Jeremia mpaminany"
# ireo vahoakan'Israely Azy
Ilazana ireo isan'ny vahoakan'Israely izay nandoa vola hamonoana an'i Jesosy io. DH: "ny sasany amin'ireo vahoakan'Israely" na "ireo mpitarik'Israely"
# araka ny natoron'ny Tompo ahy
Eto ny "ahy" dia manondro an'i Jeremia.