# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamerina teny avy ao amin'ny Testamenta Taloha ny mpanoratra mba hampisehoana fa ny fomonaon-tenan'i Jodasy dia fahatanterahan'ny faminaniana. # Ary dia tanteraka izay voalaza tamin'ny mpaminany Jeremia Azo atao hoe DH: "izany no nanatanteraka izay nolazain'i Jeremia mpaminany" # ireo vahoakan'Israely Azy Ilazana ireo isan'ny vahoakan'Israely izay nandoa vola hamonoana an'i Jesosy io. DH: "ny sasany amin'ireo vahoakan'Israely" na "ireo mpitarik'Israely" # araka ny natoron'ny Tompo ahy Eto ny "ahy" dia manondro an'i Jeremia.