plt_tn/mat/27/09.md

576 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mamerina teny avy ao amin'ny Testamenta Taloha ny mpanoratra mba hampisehoana fa ny fomonaon-tenan'i Jodasy dia fahatanterahan'ny faminaniana.

Ary dia tanteraka izay voalaza tamin'ny mpaminany Jeremia

Azo atao hoe DH: "izany no nanatanteraka izay nolazain'i Jeremia mpaminany"

ireo vahoakan'Israely Azy

Ilazana ireo isan'ny vahoakan'Israely izay nandoa vola hamonoana an'i Jesosy io. DH: "ny sasany amin'ireo vahoakan'Israely" na "ireo mpitarik'Israely"

araka ny natoron'ny Tompo ahy

Eto ny "ahy" dia manondro an'i Jeremia.