plt_tn/mat/26/59.md

24 lines
711 B
Markdown

# Ary
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.
# mba mety ahafahan'izy ireo
Eto ny "izay ireo" dia manondro ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra.
# mety ahafahan'izy ireo mamono Azy
"mety hananan'izy ireo antony hamonoana Azy"
# roa tonga nanatona teo
"nisy lehilahy roa tonga nanatona teo" na "nisy vavolombelona roa tonga nantona teo"
# Io lehilehy io dia niteny hoe: 'Afaka mandrava ny ... andro.'"
Azonao adika ho fehezanteny iray ihany io. DH: "Nilaza io lehilahy io fa afaka mandrava ny ... andro"
# Io lehilahy io dia niteny hoe
"Io Jesosy io niteny hoe"