# Ary Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao. # mba mety ahafahan'izy ireo Eto ny "izay ireo" dia manondro ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra. # mety ahafahan'izy ireo mamono Azy "mety hananan'izy ireo antony hamonoana Azy" # roa tonga nanatona teo "nisy lehilahy roa tonga nanatona teo" na "nisy vavolombelona roa tonga nantona teo" # Io lehilehy io dia niteny hoe: 'Afaka mandrava ny ... andro.'" Azonao adika ho fehezanteny iray ihany io. DH: "Nilaza io lehilahy io fa afaka mandrava ny ... andro" # Io lehilahy io dia niteny hoe "Io Jesosy io niteny hoe"