plt_tn/mat/26/59.md

711 B

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.

mba mety ahafahan'izy ireo

Eto ny "izay ireo" dia manondro ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra.

mety ahafahan'izy ireo mamono Azy

"mety hananan'izy ireo antony hamonoana Azy"

roa tonga nanatona teo

"nisy lehilahy roa tonga nanatona teo" na "nisy vavolombelona roa tonga nantona teo"

Io lehilehy io dia niteny hoe: 'Afaka mandrava ny ... andro.'"

Azonao adika ho fehezanteny iray ihany io. DH: "Nilaza io lehilahy io fa afaka mandrava ny ... andro"

Io lehilahy io dia niteny hoe

"Io Jesosy io niteny hoe"