plt_tn/mat/26/55.md

752 B

tonga miaraka amin'ny sabatra sy langilangy hisambotra Ahy tahaka ny jiolahy va ianareo?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hanondroana ny tsy fetezan'ny nataon'izay nisambotra azy. DH: "Fantatrareo fa tsy mpangalatra Aho, koa diso ianareo raha tonga eto mairaka amin'ny sabatra sy langilangy"

langilangy

Tapaka hazo lava hikapohana olona.

teo amin'ny tempoly Aho

Tsy tena tao anatin'ny tempoly i Jesosy. Teo an-tokotany manodidina ny tempoly i Jesosy.

mba hahatanteraka izay voasoratr'ireo mpaminany

Azo atao hoe DH: "ho tanterahiko izay nosoratan'ireo mpaminany rehetra ao amin'ny soratra masina"

nandao Azy

Raha manana fomba hilazana fa nandao Azy izy ireo raha tokony hijanona miaraka aminy ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.