# tonga miaraka amin'ny sabatra sy langilangy hisambotra Ahy tahaka ny jiolahy va ianareo? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hanondroana ny tsy fetezan'ny nataon'izay nisambotra azy. DH: "Fantatrareo fa tsy mpangalatra Aho, koa diso ianareo raha tonga eto mairaka amin'ny sabatra sy langilangy" # langilangy Tapaka hazo lava hikapohana olona. # teo amin'ny tempoly Aho Tsy tena tao anatin'ny tempoly i Jesosy. Teo an-tokotany manodidina ny tempoly i Jesosy. # mba hahatanteraka izay voasoratr'ireo mpaminany Azo atao hoe DH: "ho tanterahiko izay nosoratan'ireo mpaminany rehetra ao amin'ny soratra masina" # nandao Azy Raha manana fomba hilazana fa nandao Azy izy ireo raha tokony hijanona miaraka aminy ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.