plt_tn/mat/26/55.md

20 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tonga miaraka amin'ny sabatra sy langilangy hisambotra Ahy tahaka ny jiolahy va ianareo?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hanondroana ny tsy fetezan'ny nataon'izay nisambotra azy. DH: "Fantatrareo fa tsy mpangalatra Aho, koa diso ianareo raha tonga eto mairaka amin'ny sabatra sy langilangy"
# langilangy
Tapaka hazo lava hikapohana olona.
# teo amin'ny tempoly Aho
Tsy tena tao anatin'ny tempoly i Jesosy. Teo an-tokotany manodidina ny tempoly i Jesosy.
# mba hahatanteraka izay voasoratr'ireo mpaminany
Azo atao hoe DH: "ho tanterahiko izay nosoratan'ireo mpaminany rehetra ao amin'ny soratra masina"
# nandao Azy
Raha manana fomba hilazana fa nandao Azy izy ireo raha tokony hijanona miaraka aminy ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.