plt_tn/mat/26/42.md

566 B

nandeha

"nandeha i Jesosy"

Ry Raiko

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.

raha toa tsy azo esorina amiko ity raha tsy misotro Aho

Azo atao hoe DH: "tsy maintsy hosotroiko ity"

ity

Manondro ilay kapoaka sy ny ao anatiny io.

raha tsy misotro Aho

"raha tsy misotro amin'izany Aho" na "raha tsy misotro amin'ny kapoaky ny fahoriana Aho"

ho atao anie ny sitraponao

Azo atao hoe DH: "aoka hitranga izay tianao"

navesatra ny mason'izy ireo

DH: ''te hatory mafy izy ireo"