# nandeha "nandeha i Jesosy" # Ry Raiko Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io. # raha toa tsy azo esorina amiko ity raha tsy misotro Aho Azo atao hoe DH: "tsy maintsy hosotroiko ity" # ity Manondro ilay kapoaka sy ny ao anatiny io. # raha tsy misotro Aho "raha tsy misotro amin'izany Aho" na "raha tsy misotro amin'ny kapoaky ny fahoriana Aho" # ho atao anie ny sitraponao Azo atao hoe DH: "aoka hitranga izay tianao" # navesatra ny mason'izy ireo DH: ''te hatory mafy izy ireo"