plt_tn/mat/26/42.md

28 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nandeha
"nandeha i Jesosy"
# Ry Raiko
Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.
# raha toa tsy azo esorina amiko ity raha tsy misotro Aho
Azo atao hoe DH: "tsy maintsy hosotroiko ity"
# ity
Manondro ilay kapoaka sy ny ao anatiny io.
# raha tsy misotro Aho
"raha tsy misotro amin'izany Aho" na "raha tsy misotro amin'ny kapoaky ny fahoriana Aho"
# ho atao anie ny sitraponao
Azo atao hoe DH: "aoka hitranga izay tianao"
# navesatra ny mason'izy ireo
DH: ''te hatory mafy izy ireo"