plt_tn/mat/26/36.md

16 lines
327 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fanombohan'ny tantaran'i Jesosy nivavaka tao Getsemane.
# nanomboka nalahelo sy ory
"ary lasa nalehelo mafy"
# Fadiranovana ny fanahiko
Eto ny "fanahy" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "malahelo mafy Aho"
# toy ny efa ho faty
Fomba fiteny io. DH: "toy ny efa ho faty Aho"