plt_tn/mat/26/36.md

327 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fanombohan'ny tantaran'i Jesosy nivavaka tao Getsemane.

nanomboka nalahelo sy ory

"ary lasa nalehelo mafy"

Fadiranovana ny fanahiko

Eto ny "fanahy" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "malahelo mafy Aho"

toy ny efa ho faty

Fomba fiteny io. DH: "toy ny efa ho faty Aho"