# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fanombohan'ny tantaran'i Jesosy nivavaka tao Getsemane. # nanomboka nalahelo sy ory "ary lasa nalehelo mafy" # Fadiranovana ny fanahiko Eto ny "fanahy" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "malahelo mafy Aho" # toy ny efa ho faty Fomba fiteny io. DH: "toy ny efa ho faty Aho"