plt_tn/mat/26/12.md

12 lines
398 B
Markdown

# menaka
Menaka mani-pofona io menaka io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin;ny 26:6.
# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# izay nataon'ity vehivavy ity dia ho lazaina ihany koa ho fahatsiarovana azy
Azo atao hoe DH: "ho tsaroan'izy ireo izay nataon'ity vehivavy ity ary ho lazain'izy ireo amin'ny hafa"