plt_tn/mat/26/12.md

398 B

menaka

Menaka mani-pofona io menaka io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin;ny 26:6.

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

izay nataon'ity vehivavy ity dia ho lazaina ihany koa ho fahatsiarovana azy

Azo atao hoe DH: "ho tsaroan'izy ireo izay nataon'ity vehivavy ity ary ho lazain'izy ireo amin'ny hafa"