# menaka Menaka mani-pofona io menaka io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin;ny 26:6. # Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # izay nataon'ity vehivavy ity dia ho lazaina ihany koa ho fahatsiarovana azy Azo atao hoe DH: "ho tsaroan'izy ireo izay nataon'ity vehivavy ity ary ho lazain'izy ireo amin'ny hafa"