plt_tn/mat/25/44.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny firesahany amin'ireo mpianatra momba ny hitsarany ireo olona amin'ny fiverenanany amin'ny fara-andro i Jesosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no fiafaran'ny fizaran-tantara izay niantomboka tao amin'ny 23:1, izay ampianaran'i Jesosy momba ny famonjena sy ny fitsarana farany.
# hamaly koa izy ireo
"hamaly koa ireo izay eo ankaviany hoe"
# tamin'iray tamin'ireo madinika ireo
"ho an'iza na iza amin'ireto oloko tsy dia manan-danja indrindra ireto"
# tsy nataonareo tamiko
"Raisiko ho tsy nataonareo tamiko izany" na "Izaho tokoa ilay Iray izay tsy nampianareo"
# Ireo dia halefa ho ao amin'ny fanasaziana mandrakizay
"Handefa azy ireo any amin'ny toerana izay hahazoan'izy ireo famaizana tsy hitsahatra ny Mpanjaka"
# ireo marina kosa ao amin'ny fiainana mandrakizay
Azo atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "fa handefa ireo olo-marina any amin'ny toerana hahavelona azy ireo mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra ny Mpanjaka"
# ireo marina
Azo atao hoe DH: "ireo olo-marina"