# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny firesahany amin'ireo mpianatra momba ny hitsarany ireo olona amin'ny fiverenanany amin'ny fara-andro i Jesosy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fiafaran'ny fizaran-tantara izay niantomboka tao amin'ny 23:1, izay ampianaran'i Jesosy momba ny famonjena sy ny fitsarana farany. # hamaly koa izy ireo "hamaly koa ireo izay eo ankaviany hoe" # tamin'iray tamin'ireo madinika ireo "ho an'iza na iza amin'ireto oloko tsy dia manan-danja indrindra ireto" # tsy nataonareo tamiko "Raisiko ho tsy nataonareo tamiko izany" na "Izaho tokoa ilay Iray izay tsy nampianareo" # Ireo dia halefa ho ao amin'ny fanasaziana mandrakizay "Handefa azy ireo any amin'ny toerana izay hahazoan'izy ireo famaizana tsy hitsahatra ny Mpanjaka" # ireo marina kosa ao amin'ny fiainana mandrakizay Azo atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "fa handefa ireo olo-marina any amin'ny toerana hahavelona azy ireo mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra ny Mpanjaka" # ireo marina Azo atao hoe DH: "ireo olo-marina"