plt_tn/mat/25/44.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny firesahany amin'ireo mpianatra momba ny hitsarany ireo olona amin'ny fiverenanany amin'ny fara-andro i Jesosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiafaran'ny fizaran-tantara izay niantomboka tao amin'ny 23:1, izay ampianaran'i Jesosy momba ny famonjena sy ny fitsarana farany.

hamaly koa izy ireo

"hamaly koa ireo izay eo ankaviany hoe"

tamin'iray tamin'ireo madinika ireo

"ho an'iza na iza amin'ireto oloko tsy dia manan-danja indrindra ireto"

tsy nataonareo tamiko

"Raisiko ho tsy nataonareo tamiko izany" na "Izaho tokoa ilay Iray izay tsy nampianareo"

Ireo dia halefa ho ao amin'ny fanasaziana mandrakizay

"Handefa azy ireo any amin'ny toerana izay hahazoan'izy ireo famaizana tsy hitsahatra ny Mpanjaka"

ireo marina kosa ao amin'ny fiainana mandrakizay

Azo atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "fa handefa ireo olo-marina any amin'ny toerana hahavelona azy ireo mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra ny Mpanjaka"

ireo marina

Azo atao hoe DH: "ireo olo-marina"