plt_tn/mat/25/37.md

28 lines
699 B
Markdown

# ireo marina
Azo atao hoe DH: "olo-marina"
# Na nangetaheta ... Na nitanjaka
Azo atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Na oviana izahay no nahita Anao nangetaheta ... Na oviana izahay no nahita Anao nitanjaka"
# ny Mpanjaka
Eto ny "mpanjaka" dia fiantsoana hafa ilazana ny Zanak'Olona. Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# niteny azy ireo hoe
"niteny tamin'ireo izay teo an-tanany ankavanana"
# Lazaiko marina aminareo,
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# rahalahiko kely indrindra ireny
"ny iray amin'ireo tsy manan-danja indrindra"
# dia nataonareo tamiko
"Raisiko ho toy ny nataonareo tamiko izany"