plt_tn/mat/25/37.md

699 B

ireo marina

Azo atao hoe DH: "olo-marina"

Na nangetaheta ... Na nitanjaka

Azo atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Na oviana izahay no nahita Anao nangetaheta ... Na oviana izahay no nahita Anao nitanjaka"

ny Mpanjaka

Eto ny "mpanjaka" dia fiantsoana hafa ilazana ny Zanak'Olona. Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

niteny azy ireo hoe

"niteny tamin'ireo izay teo an-tanany ankavanana"

Lazaiko marina aminareo,

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

rahalahiko kely indrindra ireny

"ny iray amin'ireo tsy manan-danja indrindra"

dia nataonareo tamiko

"Raisiko ho toy ny nataonareo tamiko izany"