# ireo marina Azo atao hoe DH: "olo-marina" # Na nangetaheta ... Na nitanjaka Azo atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Na oviana izahay no nahita Anao nangetaheta ... Na oviana izahay no nahita Anao nitanjaka" # ny Mpanjaka Eto ny "mpanjaka" dia fiantsoana hafa ilazana ny Zanak'Olona. Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # niteny azy ireo hoe "niteny tamin'ireo izay teo an-tanany ankavanana" # Lazaiko marina aminareo, "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # rahalahiko kely indrindra ireny "ny iray amin'ireo tsy manan-danja indrindra" # dia nataonareo tamiko "Raisiko ho toy ny nataonareo tamiko izany"